Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 04h48
 

Répondre à un commentaire

7 décembre 2018 à 21:19 | arsonist (#10169)

Tsara e !
Tsara be mihitsy !
Tsy sanatria akory hoe avy nilelaka an’ilay amboa dia nilaza fa chimpanzés daholo ny Gasy rehetra,
dia miezaka milelaka ny ao Ambatomena indray !
Tsy izay mihitsy akory ! Sanatria !

Fiezahana mamitra-pihavanana fotsiny no tena izy .
Izay no maha Merina Andriana azy, arakin’ny filazany azy tetoana, na tsy nisy nanontany azy aza. Na dia ambany laharana ihany aza, arakin’ny filazany azy ihany koa.

Olona milaza tena, tsy nisy nanontany,
ho mahavelon-tena tsara miaraka amam-badiny,
ka milamina tsara ara-pivelomana ve,
dia hety ho ratsy fihavanana amin’ny amboa dia
sy indindra amin-dry zareo ao Ambatomena ?

Hé-hééé ! Aleo tokoa alamina !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS