Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h45
 

Répondre à un commentaire

11 novembre 2018 à 12:26 | lanja (#4980)

Miharihary mazava eto ny resaka 2002, nitabataba tsy misy farany Radidy sy ny mpomba azy amin ny resaka 2002, mazava be izao ny vato azony, ny mpomba andRavalomanana dia ireo mitondra ny candidat ny ho any @ 2e tour.... ny resaka ANR sy Ra8 koa dia manomboka mazava ihany, na nisy coup d’état, na tsy nisy, maro ny malagasy no manantena an i ANR , indrindra ny any anindrana, enga anie izy ho mendrika ny fahatokisan olona azy, mba tsy ho gaboraraka intsony ny bois de rose, ny volamena sns, ary ho vola madio sy mangarahara no hananganana Miami , Building ,Tanamasoandro sns

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS