Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 06h51
 

Répondre à un commentaire

10 novembre 2018 à 10:46 | lysnorine (#9752)

« CENI : Lenteur suspecte de la publication des résultats »
09/11/2018
ladepeche

« La CENI prétexte un alourdissement du processus de validation pour expliquer la lenteur suspecte de la publication des dernières tendances de l’élection du 7 novembre. En 24 heures, elle a pu traiter à peine 1,5% des bureaux de vote.

[Fiheverana ny olona rehetra ho MARIVO SALOSINA izany ]

« Que mijote la Commission électorale nationale indépendante (CENI) ? En 24 heures, elle a pu traiter à peine 380 sur les 24.852 bureaux de vote dans tout Madagascar, soit près de 1,5%. À ce rythme, il lui faudra plus de deux mois pour pouvoir publier les résultats provisoires du premier tour de l’élection présidentielle du 7 novembre. Et pourtant, légalement, ces résultats devront impérativement être disponibles avant la fin de ce mois pour que le 2e tour puisse se tenir avant le 19 décembre.
[Fanomanana ny FANODIKODINANA ny voka-pifidianana izany ! efa nasehonay teto ihany ny antony nanananay ahiahy ny amin’izany :
« lysnorine 30 octobre 2018 à 08:39 [Les observateurs électoraux de la SADC clarifient leur mission ; mardi 30 octobre 2018 ]

« Fanomanan’ny CNI ny hala-bato : « “Tsy azo atao ny maka sary ao anatin’ny birao fandatsaham-bato... »

1) “Tsy azo atao ny maka sary ao anatin’ny birao fandatsaham-bato (BV)... Antony nandraisana izany fepetra izany ny hisorohana ny mety ho fividianana amin’ny alalan’ny vola ny safidin’ny olona » [Hoy ny « kaomisera eo anivon’ny Ceni, Razafindrabe Ernest » ]

« TSY MISY HEVINY MIHITSY io LAZAINY HOE ANTONY io satria tsy hita loatra izay FIFANDRAISAN’ « ny mety ho fividianana ny safidin’ny olona »
. AO ANATIN’NY BIRAOM-PIFIDIANANA
. ny ANDRO FIFIDIANANA
. mandritra ny fifidianana
sy ny FAKAN-TSARY ao anatin’ny birao,
na ny « RELATION DE CAUSE À EFFET » hoy Ny fiteny vazaha.

« Manarak’izany ny ilaina izany fitaovana izany araka ny efa nasehonay teto dia AORIAN’NY FIKATONAN’ny fahazoana mifidy, rehefa ISAINA AMPAHIBEMASO ny latsa-bato sy ny FANAMBARANA AMPAHIBEMASO ny vokany isaky ny biraom-pifidianana REHEFA VITA ny FANISANA AZY ireo. Izany hoe tsy misy FAHAZOANA MIVIDY NY SAFIDIN’NY MPIFIDY mihitsy amin’izay fotoana izay (satria efa vita ny safidiny sy ny latsa-batony !) koa tsy misy antony tokony handrarana ny FAKAN-TSARY sy ny FANDRAISAM-PEO ...AFA-TSY ny fisian’ny teti-dratsy hanova ny vokatry ny fifidianana amin’ilay birao, ka tsy hisian’ny porofo mivaingana manamarina ny fisiana fanodikodinana ny vokatry ny fifidianana.

Hoy izahay teto momba izany :

« 4°-...Ny fanaraha-maso ny FANISANA ampahibemaso sy avy hatrany ny latsa-bato isaky ny biraom-pifidianana AORIANAN’ny fifaranan’ny fahazoana mifidy, ny ’’FAKAN-TSARY’’ io voka-pifidianana io, sy ny FANDRAISAM-PEO ny fanambarana izany vokatra izany, ary ny FAMPIELEZANA AZY IREO dia tokony ho FEFY misakana ny fanodikodinana azy mandra-pahatongany any amin’ny ambaratonga amboniny. Mazava ho azy fa any amin’ny birao ahitana BE INDRINDRA ny isan’ny mpifidy voasoratra ao anatin’ny lisitra aloha no tsy maintsy hanaovana izany fanaraha-maso akaiky izany, ka AMIN’IZANY no TENA ilàna ny hoe FANAMPIAN’NY ANY IVELANY (fitaovana ampiasaina amin’izany sy karama ho an’ny olona hanatontosa azy) »
[lysnorine 27 octobre à 09:52 répond à lysnorine , @ arsonist 26 octobre 2018 à 10:21
(Tohiny sady farany) ao amin’ny « Le collectif des candidats opposé à la tenue des élections et le Premier ministre se toisent », vendredi 26 octobre (2018).]

« Avy hatrany izany dia SAKANAN’ny CNI ny fisian’io FEFY io ary miharihary toy ny tafika andrefan-tanana ny kendrena amin’izany ; angamba tsy dia barabara saina daholo akory ny sarambaben’ny Vahoaka Malagasy araka ny mety heverin’ny CENI.

Fanampiny (10 Novambra 2018) : Ny fahazoana MAKA SARY ny PROCÈS-VERBAUX ISAKY NY BIRAOM-PIFIDIANANA no hany antoka avy hatrany hananana POROFO ny tsy fisiana na fisiana hosoka ombany ny FAMPITANA azy avy hatrany any amin’ny mpanara-maso ny fanisan’ny CNI ny voka-pifidianana !]. Amin’izay azo AMPIFANATREHANA tsara amin’ny « scan » nataon’ny « SRMV » ireo PV NALAINA SARY ireo, dia MORA hita tsara raha TSY NOSOLOANA ny PV ataon’ny « SRMV scan » !
[SRMV : section de recensement matériel des votes au niveau du district]

(Hofaranana)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS