Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h16
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 16:34 | Marika (#9389)

Manainga ny rehetra indrindra ny mpanohana ny kandidà N° 25 fa ny fahamatorana sy ny
filaminana no tena ataontsika votoatim-potokevitra mandritra ny fifidianana.
Ho raisintsika hatrany ny fitiavana ny fahendrena mba hampisy ny fandrosoana.

Tsikaritray , fa misy andian’olona vonona ,tsy fantatray na voakarama izy ireo na kosa vonona
tsotra izao ny hifampitady fa dia somary efa romotra ry zareo , ary milaza fa tsy mikoso maso.
Noho izany dia nandray fepetra isika ,mba tsy hisin’ny korontana sy ny fandatsahan-drà dia :

AHEMOTRA HO AMIN’NY FOTOANA MANARAKA NY FIHAONANA SAIKA HO ATAO AO AMBOHIJATOVO.
Tsy handiso fanantenana ny rehetra anefa fa raha vao mety izany fotoana izany dia hifampitaona
isika mianakavy mba hifanhahita sy hifamalifaly indray.

Antso noraisin’ny foibe QG BEL’AIR ka aparitaka.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS