Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 07h26
 

Répondre à un commentaire

9 novembre 2018 à 15:23 | Marika (#9389)

Tsy fantatray mihitsy ny fanovana eny am-panidinana ny valim-pifidianana fa tena mahavariana
ihany ny fahasamihafany.
Averinay sy antitranterinay fa manana ny fitaovana efa raitra izahay ahazoana farany izay haingana
ny valin’ny fifidianana rehetra manerana ny nosy.
Toy izao ary ny tarehy marika eto am-pelatananay ary miaraka amin’ny porofo sy ny P.V.

Azonay hatreto ny Bureaux de votes miisa 13 305 / 24 852 efa ny antsasa-manila mihoatra io.
Ny taux de participation national 53,69%

N° 25 Marc RAVALOMANANA 1.747.574 ------ 50,79 %

N° 13 Andry RAJOELINA 1.228.634 ------- 35,71 %

N° 12 Hery RAJAONARIMAMPIANINA 116.857 -------- 3,39 %

Samia misaintsaina fa efa manomboka hipoitra ny maha tsy valahara ny olona sasany ka hifandringana amin’ny hala-bato.

Ny hany azo tsipihina hatreto dia ny Orange no manomboka hita fa mikaroka mafy ny hanakorontana.
Manomboka ihany koa ny manga satria hosoka be am-pahibemaso ny tao Sabotsy namehana.

Mbola hitohy.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS