Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

8 novembre 2018 à 13:24 | Christianna (#10313)

Voalohany, niakatra ny tahan’ny mpifidy tamin’ity taona ity raha hoarina tamin’ny fifidianana farany teo, nifidy ny Malagasy mba hahazo mpitondra,tsy voatery hahafapo anefa izay valim-pifidianana eo, tsy hataontsika vato misakana tsony izany, fa faingana ry Malagasy tia tanindrazana hifanome tànana hoan’ny firenena, andao hiray hina isika hitàna ny filaminana ary samy ho tony avokoa ho tombotsoa ambonin’ny firenena.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS