Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 12h32
 

Répondre à un commentaire

12 octobre 2018 à 17:43 | Vohitra (#7654)

Ny sinoa dia tsy dia miasa saina loatra amin’izay mety ho fanodinkodinana sy fangalarana ny fampindramambola omeny ny Firenena iray. Ary izay antony iray ozay no tena maharoboka ny mpitondra politika afrikanina hifampiraharaha amin’ny Firenena sinoa.

Ny fifanarahana findramambola amin’ireto sinoa ireto koa dia toa misy andalana atao tsy fanta-bahoaka mikasika ny faneken’ny mpitondra afrikanina handray sinoa mpifindra monina.

Raha ny eto Madagasikara manokana, dia azo lazaina koa nefa fa raha tsy teo ireo sinoa dia efa betsaka ihany ny malagasy nandeha amin’ny faladiha tsy mikiraro raha tsy teo ireto sinoa vokatry ny vesatry ny fahantrana miavosa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS