Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 20h02
 

Répondre à un commentaire

10 octobre 2018 à 21:37 | Mic Mèc (#10389)

Ny Président Andry Rajoelina dia efa ela no nanaradalàna, ary najainy tsara koa ny fisokafan’ny andro malalaka fanaovana ny fampielezankevitra ary ankehitriny kosa efa tonga izany andro izany ary efa ao anatin’ny prpagande tanteraka isika izao ka tsy itako izay olana fa fanaratsiana no ezahina atao aminy saingy tsy mampiova ny safidinay tanora izany fa izahay tsy miala @ N°13 miaraka @ Prezida Andry Rajoelina foana

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS