Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 17h31
 

Répondre à un commentaire

10 août 2018 à 09:32 | ravony zoely (#10111)

Soavaly maty
Eto Madagasikara tsy misy olona , tsy misy vahoaka tia sy mankasitraka an-drajao .
09 % raha farany izay hahazo vato ny hvm
Ny tsy fandriampahalemana : nirongatra izay tsy izy t@ ity fitondrana ity
Ny hala-jaza , halatr’olona : nampihaiky teto
Ny loza rehetra feno teto ,
Feno haratsiana sy fahavoazana nandritra fotoana nitondran-drajao
Ny hvm no nahatonga sy nahitana @ izao solika vidiana lafo izao , ny ezaka tsara nataony dia ho tafiakatra 500 ar ny saran-dalan’ny mpitatitra .
TSY MILA HVM NY MALAGASY

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS