Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 10h53
 

Répondre à un commentaire

10 août 2018 à 09:21 | Midabetsy (#8062)

Salama daholo indray ohohohoh !
Hoy Rossy hoe : « io ary lay nolazaiko anao za ty !!! »’
Tsy hamorona soratra hafa intsony aho fa izay nosoratako t@ zay andro zay no averiko eto ho anareo zanaka HVM izay taranaka MAPAR.
8 août à 09:32 | Midabetsy (#8062) répond à Toutoun :
SATRIA TSY TANINAO NO VOAKITIKA DE HAINAO NY MITSARA !!! BADAMENA TY !!! OLO AMANARIVO MARO NO MIVELONA AMINIO TANY IO MAMBOLY SY MIOMPY EO.
INONA NY HO AVIN’NY TARANAKA VEZO AFAKA FOLO TAONA.
AZA MAGNASAGNAGNA OLO NAREO BADAMENA RETO.
MISY LALAMBOLA HAFA ANY AMBADIKA ANY FA TSY NY TANY FAMBOLENOLO RO ATAONAREO BAROFO
TSY RAZANAO NO MILEVINA AO KA HAINAREO NY MANAMBANY AZY - NY ANAREO NY FATY NO EFA NOZARAINA T@ MPANGALATRA TAOLANA.
ESPECE DE KON.
TSY MANANA FIJERY LAVITRA FA NY ORONY AVAO RO HITANY.

8 août à 11:11 | Midabetsy (#8062) répond à RAMBO

AOKA IANAO MBA TSY HANOHANA BE FAHANTANY SATRIA TSISY TANINAO ANY TOLIARA. TSY NY RAZANAO NO VERY TANY FA NY ANAY - TSY NY FATINDRAZANAO NO VOAKITIKA FA NY ANAY - TSY NY KOLONTSAINANAO NO VOAKITIKA
DEPIOTE MOMBA NY FITONDRANA I SITENY NEFA DE MANOHITRA MARINDRANO IO TETIK’ASA IO.
NY TOMPONTANY ANY NO TENA MAHAFANTATRA TSARA NY RAHARAHA.
HERY ZANY TSY HO FILOHA EO INTSONY ARY TSY HAHAZO VATO ANY TOLIARA MIHOATRA NY 2% RAHA MBOLA MIHIZINGIZINA MANATANTERAKA IO TETIK’ASA IO.
Tsy mpaminany ny tenako fa aoka samy handinika isika malagasy.
il y a des milliers de ressources minières à DAGO - avelao io hipetraka eo fa manimba ny taranaka ntsika.
hanao port izy hamoahany ny vokatra ary tsy ho azonao ampiasaina raha tsy afaka 50 taona( vita ny tetik’asa).
Hanao lalana izy fa saingy tsy ho anao zay fa hitanterany ny vokatra mankany @ port. camion 1 tous les 15 minutes.
ala na baobab plus de 50 ha no tsy maintsy alaina satria ao ambanin’izay ny entana.
Tsy hitan’isa intsony aho satria dia tsy maintsy ho diso foana izay soratako manoloana ireo tia vola - porofo mivaingana ireo miseho any fort dauphin.
Efa miparitaka zao ny canal+ mba miangavy anareo aho mba hanaraka ny canal 111 - de hahita ianareo hoe manao ahoana ny mahazo ireo tany avy nitrandrahana azy ireny (Ghana - Éthiopie - Guinée ....) tena potika anie raolona.
zany hoe afaka 50 taona zany isika de tsy hay intsony.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS