Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h45
 

Répondre à un commentaire

8 août 2018 à 16:20 | reviv (#9830)

oh ry tojo à 15:32
fialonana hoy ianao.
tsia dia tsia no valiny
nareo anie efa zatra mihinam- bolam- bahoaka,
Io foana no ady mahazatra anareo ka mampahantra ny vahoaka gasy
Volà avy aiza kay ireo vola zarainareo ombieny ombieny raha tsy n’y volam- vahoaka ihany.
Io fanabadoana sy fita-bahoaka Io ihany anie no tena fomba talentanareo mampahatra an’ity firenena.
Ka aoka hazavava aminao fa tsy misy ho rebirebinao ny aty.
fa kosa fiarova an’ireo voatsindro sy voa-ambaka ny fijoroako eto.
mbola tsy tara ranamana, ovay ny toetsaina voretra sy mirefarefa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS