Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 07h18
 

Répondre à un commentaire

7 août 2018 à 14:15 | Mihaino (#1437)

Mahagaga ihany ity PM natolotry ny MAPAR & Andry ity ! Nahazo autorisation haingana bé i Andry rehefa nangataka hamory olona tao @ Palais des sports ! Kintana bé ery ny Préfecture nanomé alàlana . Ra8 anefa tsy nahazo ka ny PM no tokony hibedy sy hanomé baiko any Atoa Préfet eto Antananarivo io fa tsy hamerina lava foana ny baikony ! « Henoy izany ry hazo-damosina » hoy ny manampahefana sasany efa zatra ny lalan-driririnina ! Nalaza bé ilay fiteny taloha hoe :« Tenenina ka he he , tenenina foana ka he he ! » Be marenina loatra ny sasany ka malemy tsy manana « autorité » intsony ny fitondràna ! Mampalahelo ! Hanao ahoana ré ity fifidianana ho tonga tsy ho ela ity ê ???!!
Farany dia tsy fantatry ny mpitondra fa vao maika manao dokam-barotra ho an’i Ra8 ry zareo raha mitohy izao fomba izao ! Tahotra vé sa misy antony am-badika izao fihetsika izao ??!Amiko manokana dia tsy misy kandida tokony atahorana na lahy na vavy fa aleo ny vahoaka mpifidy no hifidy malalaka ny Filoha vaovao .

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS