Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 07h18
 

Répondre à un commentaire

4 août 2018 à 15:49 | donia (#10353)

Tonga amin’ilay fitenenana hoe :« ny lehibe no miady dia ny ankizy no voatorotoro » ! Adinareo mpampianatra amin’ny fanjakana ilay raha dia nefa misy akony any amin’ny mpianatra tsy manan-tsiny. Ny anareo ange efa vita eh , fa mba jereo ihany ny hoavin’ny zanaka malala antsika ! Hoavy ity ny fanadinana nefa ary firy volana izay tsy nianarana izay ? Mampalahelo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS