Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h03
 

Répondre à un commentaire

3 août 2018 à 19:42 | cacatoès (#9758)

Betsaka ireo kandida nilaza fa hilatsaka fa ito iray ito ohatrany tiako ny lazainy. Tsy iza izany fa i RAJAONSON ERIC.
Ny mahonena dia tsy ho lany zany izy fa satria olon-trotra ka tsy hiteny amin’ireto gangs efa teo no hikasa hiverina eo dray ireto. Sady ny gasy koa mora vidiana amin’ny bling bling dia izay tena mahavita mampihesona tsara no ho lany eo fa tsy ny olona izay tena hahavita anarina ity firenena malala ity. Hesona doly ireo projet harantiranty ireo satria efa teo ireo tsy nahavita nininona sy tsy nitondra projet mitombona koa izao vao hoe IEM e, sns......
Ireto milaza fa hitory an’i Rajorery ireto koa moa izany dia ohatrany hoe tsy mijery fitaratra kino !!!
Taiza koa ry lety no nisy pisam mitory pisam izany a !!LOL

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS