Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

2 août 2018 à 11:28 | Midabetsy (#8062)

miarahaba ndray oh !!!!!
Mankasitraka ny amin’ny fahasahiana mirotsaka. Mahafinaritra rehefa tsy hypocrite na jeux d’échec politique. Tsy hoe akory hanimba vato ny mission nao fa mba ho lany filoha mihintsy.
ka zao no izy : mahatantesa critique sy bala satria dia tsy maintsy hivoaka daholo ny any ambany vorontsihy rehetra. Halatra bois de rose - népotisme - vola avy any chine 200 Millions $ - ........
raha mazava ny valinireo de mety ho filoha enao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS