Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 03h50
 

Répondre à un commentaire

13 juin 2018 à 10:45 | Midabetsy (#8062)

Raha ny fijeriko azy dia i Ntsay mihintsy no tsy miraharaha an’i Madagascar. Najobok’i Hery izy de nijabaka. tsy manana personnalité le PM vaovao.
Olona efa hitampoko hitampirenena zao ve ny nataony de mbola atao ministra.
( Béni - VII - Maharante - Barinjaka,...).
DE LANY VORONA VA RE NY TANY NO DE NITONO GAGA NAREO HVM ? DE I VII VE ?
DE TSY MBA MANANA CADRE SUPÉRIEUR HAFA VE NAREO AO ?
RAHA IZANY NO IZY DIA TSARA AMINAREO NY MIALA EO !!!!!!!!!! FA TSISY ZAVA-BAOVAO ANDRASANA AMINAREO ZANY ETO. KA NA HO TONGA AZA NY 2030 DE REO IHANY ZANY NO HO EO.
Raha zaho aloha no teo @ toerany de menatra aho.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS