Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 06h03
 

Répondre à un commentaire

15 mai 2018 à 12:58 | Ibalitakely (#9342)

Ny zavatra mety hitranga aloha dia ny tahaka ny nahatongavany [tsy nampoiziny] teo @ fitondrana ihany koa no handehanany [tena hitany fa ny vahoaka mihintsy no tofoka aminy] izany hoe malaky & tonga ho azy. Ny antenaina & fanirina hitranga koa dia i Ratsiraka Rolland nanambara omaly fa tokony atsangana ny governemanta iobonana no MIVERINA MITENY HOE “misy dosie momba anao aty, ahoana avaokako ?”.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS