Fampielezan-kevitra
Nampiseho hery ny kandida TIM
mercredi 28 novembre 2007 |
,
| 422 visites
Omaly maraina tontolo no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fampielezan-kevitry ny kandida Hery Rafalimanana, natolotry ny antoko TIM ho mpifaninana amin’ny fifidianana ben’ny tanana amin’ny faha 12 desambra ho avy izao. Vory lanona tetsy amin’ny tokotanin’ny « Auditorium » etsy Ankorondrano ireo mpanohana ity kandida ity nahitana fikambanana isankarazany eto an-drenivohitra. Nanotrona an’atoa Rafalimanana teto ireo birao maharitry ny antoko TIM tarihan’ny filohany atoa Yvan (...)