Analanjirofo : Fenoarivo atsinanana
Nisy nanafika ny biraon’ny faritra
jeudi 18 octobre 2007 |
| 441 visites
Ny alin’ny talata lasa teo dia notafihan’ny jiolahy miisa 10 nirongo fiadiana mahery vaika ny biraon’ny faritra Analanjirofo, ao amin’ny distrikan’ny Fenoarivo atsinanana ka vaky noho ny fifanandrinana tamin’izy 10 lahy ny lohan’ilay mpiambina ny biraon’ny faritra. Efa saika tafiditra tao amin’ny birao misy ny entana sarobidy, toy ny solosaina sy ireo fitaovana samihafa ireto jiolahy no tonga tampoka ny polisy. Rifatra nandositra ireo jiolahy ka mbola karohana hatramin’izao . Nisy ihany koa ny (...)