PDS Hery Rafalimanana
Hiaro sy hanohy ny zava-bitany
mardi 6 novembre 2007 |
| 730 visites
Volana febroary 2007 no nanomboka nandraisan’atoa Hery Rafalimanana ny fahefana teo amin’ny kaominina Antananarivo renivohitra ka nanoloany toerana an’atoa Ramiaramanana Patrick izay voatendry ho minisitra. Volana vitsy taorian’ny nandraisany ny toerana PDS dia tsinjo sahady fa afaka hanohy ny tetik’asa efa napetraky ny fitondram-panjakana ny tenany. Ankehitriny dia kandida mitarika ny lisitra ao amin’ny antoko TIM eto Antananarivo renivohitra Hery Rafalimanana. Tsy ho tanisaina ny traikefa fa (...)