Trakita hafahafa
Hosoram-potaka ny PDS
vendredi 9 novembre 2007 |
| 751 visites
Tsikaritra omaly teny Mahamasina sy Ambanidia fa nisy trakita vitsivitsy naparitaka izay manome endrika ratsy ny PDS Hery Rafalimanana rano ray no voalaza ao anatiny. Nokilasiana ho toy ny fahavalom-pirenena ny asa vitan’ity PDS ity tao anatin’izay sivy volana izay, ary ny tena loza dia ny fahitana tao anatin’io taratasy namparitaka io ny fanompana vary raraka an’ingahy PDS. Fifidianana no ataontsika ny alarobia 12 Desambra, kanefa efa hita sahady ny endriky ny tsy fahazakana izay vokatra (...)