Antanifotsy
Naloan’ny mponina ny TIM
jeudi 27 décembre 2007 |
| 763 visites
Tsy mba toy ny teto Antananarivo renivohitra no nandoavan’ny mponin’Antanifotsy ny kandida natolotry ny TIM tao amin’ny kaominina Antanifotsy, distrikan’Antanifotsy nandritra ny fifidianana ben’ny tanàna farany teo fa tena tsy fahafahampo amin’ny zava-bitan’ity antoko ity hatramin’ny nitantanany ny tanàna. Ela no nimenomenonana amin’ny lafiny fampandrosoana rehetra saingy iny fifidianana iny no fotoana nanehoana hevitra ka dia io niharihary io. Diso fanantenana ny antoko TIM satria nihevitra ho lany (...)