Andry Rajoelina
Kandida vonona ary sahy !
lundi 5 novembre 2007 |
| 2141 visites
Hentitra ingahy Andry Rajoelina nanambara imason’ireo olona nasainy tetsy amin’ny Carlton Madagascar ny sabotsy lasa teo izay nilazany fa hilatsaka ho Ben’ny tanàna eto andrenivohitra ny tenany, ary Ben’ny tanàna ho sahy fa tsy sanatria ho kanosa. Tsy kandidan’ny mpanohitra na ny mpomba na ny antoko politika izy fa an’ny tanora sy ny Malagasy rehetra.
« Antananarivo maoderina no tanjontsika, ary apetraka ny fanamby amin’ireo fotodrafitr’asa isan-karazany mifanentana amin’ny filan’ny vahoaka amin’ny (...)