Vaovao Tapatapany
jeudi 22 novembre 2007
| 860 visites
Famerenana fifidianana : Narendriky ny tsy miankina ny TIM
Navoakan’ny HCC omaly maraina tetsy Ambohidahy ny vokatry ny famerenana ny fifidianana izay depiote tany amin’ny distrikan’i Bealanana sy Mananara Avaratra. Ireo nandresy tamin’ny fihodinana voalohany ihany no mbola nitana ny lohany tamin’io vokatra omaly io. Tafiditra etsy Tsimbazaza izany ny kandidan’i AME sy ingahy Zakahely Boniface, izay hita fa lavitra ny elanelana nisy teo amin’izy ireo sy ny TIM. Narendriky ny tsimiankina ny TIM (...)