Antoko Arema
Avohay ny gadra politika !
lundi 21 mai 2007 |
| 164 visites
Manoloana ny raharaham-pirenena izay somary mafampana dia nanao fivoriana ny mpitantana vonjimaika ao amin’ny antoko Arema izay notarihan’ny loholon’i Madagasikara atoa Randrianirina Lucien. Nanamafy ny antoko fa tokony hotanterahina ny fampiharana ireo fepetra fototra notakian’izy ireo dia ny fanajana ny lalàm-panorenana sy ny fametrahana ny laharam-pahamehana ny fifampiresahana ao amin’ny hery politika sy ny fiaraha-monim-pirenena mba hikatsahana vahaolana hialàna amin’izao fahasahiranan’ny (...)