Fiainam-bahoaka
Rahoviana indray vao ho faran’ny volana ?
vendredi 1er février 2008 |
| 599 visites
Mafy ny nanala iny volana janoary 2008 iny! Io no tsikaritra nahazo ny mponina manana fivelomana antonontonony amin’izao fotoana izao. Tsy vitan’ny hoe lany vola tamin’ny fety fa na nanao tahiry aza dia tsy naharaka satria ny vidin-javatra mihitsy no nisondrotra, indrindra ireo entana ilaina amin’ny fiainana andavanandro toy ny vary, tafakatra ar 350 hatramin’ny ar 400 ny iray kapoaka, ny hena moa dia zara raha hita nandritra iny volana iny izay niakatra hatramin’ny ar 6000 ny iray kilao (...)