Antsiranana : Ady tany
Handrava trano indray ny fanjakana
jeudi 11 octobre 2007 |
| 536 visites
Malaza ny ady tany any amin’ny faritra Diana iny, ka saika mibahana ny raharaha ao amin’ny fitsarana amin’izao fotoana izao. Hitoviana amin’ny faritra rehetra ny ady tany fa ity any Antsiranana ity dia miavaka satria trano efa vita baorina sy nandoavana hetra nandritra ny taona maro no voalaza fa tany manana tompony hafa indray.
Tsy maintsy ravàna ny tanàna
Nisy an’izany teny amin’ny oniversite ka efa nisy ny fangatahan’ny tompon’andraikitry ny oniversite ny fanesorana azy ireo. Ny sasany no efa (...)