Famindram-pahefan’i TIM
Voasazy ireo nanala-baraka
samedi 13 octobre 2007 |
| 765 visites
Teo anatrehan’ny solotenan’ny mpikambana TIM avy amin’ny lafy valon’ny nosy no nanaovana ny famindram-pahefana teo amin’i Razoarimihaja Solofonantenaina filohan’ny TIM teo aloha sy ny filoha vaovao Ivan Randriasandratriniony hitondra ny fanevan’ny antoko. Ity minisitry ity izany no voahositra hanome aina vao ny TIM, ary hametraka ireo rafitra ao anatiny mbola tsy tafampetraka, izay miainga amin’ny kongresy nasionaly. Io omaly io dia nisy ny fandroahana mpikambana izay heverina fa nandoto ny (...)