Delestazin’i Jirama
Maivan-danja ny serasera
vendredi 9 novembre 2007 |
| 508 visites
Fitaovana raitra isan-karazany no tonga eto Madagasikara izay handrafitra ny fahazoan’ny Malagasy angovo ampy mifanahaka amin’ny filan’ny mpanjifa. Ny ministry ny angovo teo aloha Patrick Ramiaramanana, dia nanambara fa ny fioatombohan’ny taona 2008 no fanamby napetrany fa hanafoanana iray manontolo ny delestazy, ary nanome fanamby fa raha tsy tanteraka io, dia vonona hizaka ny teny nomeny. Manao zavatra tsy mora, kanefa ny vola miala ampaosin’ny isan-tokantrano koa tokony ho tandrovina. Jiro (...)