FDL « Fonds de développement local »
Horesahina amin’ny loabary an-dasy
jeudi 22 novembre 2007 |
| 345 visites
Noraisin’ny minisitry ny Fanapariaham-pahefana sy fanajariana ny tany atoa Yvan Randriasandratriniony tetsy amin’ny birao fiasany etsy Anosy, tamin’ny talata tolakandro teo ireo delagasionan’ny vondrona Eropeana sy ny banky iraisam-pirenena. Anton-dian’ireto mpamatsy vola ireto ny fanomanana ny fametrahana ny FDL (« Fonds de developpement local ») hahafahana manohana ny kaominina sy ny faritra. Hanamafy izany amin’ny dinika eny anivon’ny fiadidiana ny repoblika « dialogue présidentiel » ireto (...)