Taxi-be
Hampakatra saran-dalana ?
mercredi 16 janvier 2008 |
| 470 visites
Mamely matahotra ihany ny taxi-be amin’ity fandraisana fepetra amin’ny saran-dàlana ity satria tsapan’izy ireo ny fahasahiranan’ny olona, nefa tsapan’ny olona ihany koa fa mandrangaranga fampakarana saran-dàlana ho avoavo kokoa ireo tompon’ny taxi-be. Vao nisy fanapahan-kevitr’izy ireo manokana mantsy amin’ny tsy fisian’ny saran-dàlana Ar. 200 intsony, saran-dàlana tapa-dàlana io. Ny zotra avy eny Anosibe aloha dia samy manana ny heviny sady ny sasany koa aza tsy mahalala io didy jadona io akory, hany ka (...)