Anosibe : Fivarotam-panafody
Norahonan’ilay manampahefana ny mpivarotra
mardi 15 janvier 2008 |
| 646 visites
NIteraka resa-be teo Anosibe sy ny manodidina ny nataon’ny manampahefana iray nividy fanafody tamin’ny fivarotam-panafody mpiandry raharaha tamin’ny alahady teo satria dia olona maro tokoa no nahita ny fandrahonan’ilay manampahefana ny mpiasan’ny faramasia ka nanereny azy hivarotra fanafody tsy misy taratasin’ny dokotera mitaky izany ny fivarotana ilay fanafody. Tsy nanaiky anefa ilay mpivarotra ka namoahan’ity manampahefana karatra. Toran-kovitra ilay mpivarotra ka nanome tsy sazoka. Tsy vitan’ny (...)