Raharaha CEG Ivohitra -Antsirabe
Fanovana ny biraon’ny FRAM no vahaolana
mercredi 23 janvier 2008 |
| 553 visites
Miteraka resa-be ankehitriny ny raharaha ao amin’ny CEG Ivohitra Antsirabe, raha ny marina dia ny olana ara-bola ao amin’ny fitantanan’ny FRAM ary tsy fantatra be ihany izay tena filoha. Manoloana ny zava-nitranga dia nanambara ny lehiben’ny farimpiadidim-pampianarana Antsirabe I (CISCO Abe I) Atoa Rakotobe Jeannot Eric fa ny fananganana birao vaovao ara-dalàna no Vahaolana haingana amin’ity raharaha ity, Nambarany ihany koa fa ny olona rehetra manana-janaka mianatra ao amina sekoly iray dia (...)