Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Minisitra telo avotra, mbola voasarona ny fahotany noho ny Belladone...
Fahasalamana, Varotra sy fanjifana, Angovo.
Ilay ao amin’ny fitanterana mbola tsy nahitana zavamaniry na Dadarabe afaka nanavotana azy dia voatery izao nampidinina navoaka izao.
Resaka tena saropady toy ity ve, izay marihina fa vao tsy ela no nifarana ny ady mafana mikasika izany, dia ho sahy ity minisitra ity nandray fanapahankevitra samirery raha tsy efa nahazo tsodrano tamin’i Rainilaingarivony ?
Sarotra inoana izany e !
Natobaka ao andamosiny aloha ny rihitra izao mba ho fiarovana an’i Rainilaingarivony.
Misahana vonjimaika ny andraikitra nilaozan’ity minisitra ity indray aloha ilay olona anankiray...
Fony nitantanany vonjimaika ny harena ankibontany raha tsaroana no nitranga ilay volamena lasa bolongamby.
Inona indray no fahagagana mety hitranga ary ?