Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 12 juillet 2025
Antananarivo | 20h47
 

Répondre à un commentaire

12 juillet à 10:36 | RATOVO (#10503)

A méditer +++

Amin’izao fotoana izao, tsy manana jiro, tsy manana rano, tsy manana fitokisana amin’ny fitondrana intsony ny vahoaka. Maro no miaina anaty fahantrana lalina. Tanora mitsoaka, orinasa mihidy, tantsaha mijaly. Kanefa tsy mbola misy vahaolana mazava sy matotraaroson’ny fitondrana.
Tonga ny fotoana hanovàna tanteraka ny fitondrana tsy mahay mitantana .Ny fanavotana an’i Madagasikara dia miankina amin’ny fiaraha-mientan’ny rehetra. Mila :
Fanavaozana mazava sy ifandaminana amin’ny JIRAMA
Fitondrana misokatra sy manaja ny feon’ny vahoaka .Vahaolana haingana amin’ny famatsiana rano sy herinaratra ho an’ny rehetra ;Aoka isika hiady ho amin’ny ho avy mendrika.
Tsy mitaky zava-mahagaga ny Malagasy , fa fitondrana manaja, firenena milamina, ary ho avy mazava no andrandrainy.Tsy miandry kabary intsony izao. Fa asa sy fanapahan-kevitra hentitra.
Madagasikara tsy maintsy misafidy : hilentika amin’ny haizina, sa hitsangana hiarina.

À Madagascar, suite au drame d’Ambohimalaza, ce drame qui conduit à la mort d’au moins 27 personnes après la consommation de nourriture suspecte lors d’une fête d’anniversaire près d’Antananarivo, une source médicale française affirme à RFI que des analyses réalisées à l’institut de médecine légale de Strasbourg à partir des prélèvements d’un patient décédé n’ont pas permis d’établir la cause des décès. Contrairement à ce qu’ont affirmé les autorités malgaches mercredi 9 juillet, elles n’ont pas permis non plus d’écarter le botulisme, l’une des pistes suspectée d’un point de vue clinique comme étant à l’origine des décès.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.