Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Carburant : le gouvernement instaure l’état d’urgence énergétique - Indrisy oa....
Miverena mianatra....raha tsy takatry ny salna.
Vozongo reraka.
bekily - Une tournée présidentielle qui prend des airs de campagne électorale - LOL
trop bon year !
Chaque famille à contribué à sa manière...sauf les (…)
bekily - Une tournée présidentielle qui prend des airs de campagne électorale - Toujours malade de perdre son paradis perdu,
sans jamais comprendre les (…)
bekily - Carburant : le gouvernement instaure l’état d’urgence énergétique - et Bekille !!
ils sont Russophiles on Françafricains ? ou les 2 ? ils ont (…)
Aulivier643 - Une tournée présidentielle qui prend des airs de campagne électorale - "Vomir comme vous le faites,
ne fait rien avancer."
On croit rever..! (…)
Aulivier643
{#URL_PAGE{archives}}





Hoy Isandra hoe 13450 tao @ district Ambohimasoa sy Isandra no afaka tao @ ilay 81% ny malagasy farany mahantra. Asaivo corrigé.ny instat ary Isandra io statistique fa mba efa 80,99% sisa izany ireo mmihaina @ 1,99$ isan’andro. Bravo mamimbahoaka tena mihazakazaka izany fihenan’ny tahan’ny fahantrana hatramin’izay nitondra ao efa ho 10 taona izay.
Fa raha avadika ny resaka. Tsapako fa mety ho tsara ho an’ny malagasy ny hisian’ny forces politiques 3 matanjaka toy ny aty France @ izao fotoana. Nupes , Ensemble ary ny RN. Io majorité absolue ao @ assemblée io no tena mahatonga ny président ho Jupiter. Jupiter angamba i Macron, fa tena any an-kitrokelin’i Rajoelina mihintsy izay super Jupiter . Efa tsorina mihintsy moa fa ny asa rehetra ao Madagasikara dia projet présidentiel daholo. Rehefa mandinika aho anefa dia mbola manahy satria na dia majorité relative aza ny an’ny izay Président lany ka tsy hiroborobo be indray ve ny mallette, satria ireo solombavambahoaka eto amintsika mantsy dia hivoky eo @ toeran’ny vahoaka no tanjony. Fa inona ary izany no rafitra mety ahomby eto amintsika e ? Fédéralisme, regionalisme, collectivité décentralisée … ?