Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Voui, hi hi hi. Tu délires grave.
tonga soa - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - suite & fin .
Les lots placebo ont été envoyés aux politiciens, aux (…)
Jipo - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - tiens encore de la conspiration , ( dominicale)
" Chaque lot de vaccin (…)
Jipo - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - On c est un con disait mon capitaine au service militaire..
Service (…)
canal baobab 13 - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Après ce post, s’il en fallait encore un on a tout compris.
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





Ny tsy mety ,lay mody mivavaka ny Alahady dia mangalatra Akoho ny Alatsinainy ,...dia izay foana no miverimberina .
Ny tena fivavahana arahina asa ,misy vokany.
Ny olan’ny malagasy betsaka ,lay fivavahana sarontsarony hialofana sy hanakonana ny tsy mety rehetra .Izay no tsy mahatafavoaka fa tsy ny FIVAVAHANA ara-bibika raha tena arahiny an-tsakany sy an-davany . Betsaka ny kristiana mirehareha satria ny tafavoaka azy ny fametrahany ny fiainany @ Tompo amin’izay asa rehetra ataony mandeha amin’ny fahamarinana ,fa tsy hoe ilay fivavahana no lasa lasa RONGONY .
Moa betsaka ny malagasy tafavoaka lasa am-pitan-dranomasina milaza fa ny fialany tamin’ny fivavahana no nahatafavoaka azy . Fihevitra tsy mitombona .