Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Quelle structure de pouvoir choisirez vs ?
Totalitarisme /autocratie : on (…)
rakotobe - A-t-on vraiment besoin d’une nouvelle constitution ? - Vohitsara
Ny fanovana etsy an-daniny raha hajaina sy ato @ zavatra (…)
Turping - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - DÉMOCRATIE : ARNAQUE IDEOLOGIQUE, SOURCE D’INSTABILITÉ
On ne le dira (…)
Kobbe - A-t-on vraiment besoin d’une nouvelle constitution ? - Makasitraka
Fa aleo soloina teny anglisy ( hoatry ny vietnamiana)...zay (…)
bekily - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Lourdes ou Fatima
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Indraindray misy ny fifandrifian-javatra amin’ny fiainana saingy misy dikany avokoa izy ireny.
Ohatra iray omeko etsy ambany koa mba misy afaka manazava ve ?
Nisy ireto solon’anarana roa manaraka ireto hiantefan’izao fanamarinana izao :
– niara tonga andro iray teto amin’ity serasera ity ireo solon’anarana roa ireo raha nandray soratra volohany
– mifanaraka ny isa-marika nomen’i MT azy roa tonta
Ahoana indray arsonist ny proba mety mampisy ny toe-javatra toa izany ?
Ireto ireo solon’anarana ireo :
Doda (#11335)
La Fouine (#11336)