Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Après ce post, s’il en fallait encore un on a tout compris.
tonga soa - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Il est pas question de te blesser mais te rappeler les faits et que deja tu (…)
canal baobab 13 - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Scott Ritter un parfait agent russe pédophile en plus.
tonga soa - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Vous êtes deux MALADES MENTAUX.
Venant de vous les invectives glissent sur (…)
tonga soa - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - JIPO arrêtez de vous ridiculiser aux yeux de tous.
On va vu aussi clamer (…)
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





Ho an i Besorongola
Fantaro tokoa io lazainao io Besorongola Tsy misy Grika sns,,,,,,,,,
Tiako kosa anefa fa tsy izaho mihintsy no nanondro tena hoe Rajiosy ani Shalom Izy Tomp tena no
nilaza izany T@ SerseraMalagasy izay efa maty tsy misy intsony io SeraseraMalagasy io Tao no
nireharehany fa ny anary dia Rajiosy ( Hay Ve ?) Koa io izy io niova Psuedo hoe Shalom
Any @ny Moov koa dia naka psudo hafa indray ny anao lahy dia Israell indray np pseudo-ny any
Kao masindahy Paoly no nilaza io voazanao io Tsy misy Grika sns Ho an Kristianiana
Jiosy ve hanaraka anio filazany Masindahy Paoly io voalazanao
Koa rahefa manenjika Kristianina io Shalom io hoy izy IANAREO KRISTIANINA IANAREO
KRITIANINA Raisiko fitsiana ady izany ( Provocation)
Tao @n io Serasera Malagasy io koa no nireharehany fa izy hono dia niatra tany TOLON ( FRANCE)
Ary dia marihina tsara foana fa Izy dia RAJIOSY Ny Prezident dia antsoiny hoe Peta-tsanga
Koa any ingahy Shalom izay mitondra ny anarana hoe
Rakoto L’INDESIRABLE Bari vaLALA ......ny NOSY ( io no nolazainy anay T@ny SERASERA
MALAGASY Fahiny ( 5 na folo taona lasa izany ) Te hiavaka fona izy izany
Koa izy izany no tokony ho lazainao an io Filazan Masindahy Paoly io ho an Goim ( Tsy jiosy)
Hanaiky ve izy Loza ny hanjoa anao Ho lazainy Antisemite eo ianao vao Gaga