Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - Je suis un fin de race moA " le punk à chien" poumarat francois spoilé (…)
canal baobab 13 - Madagascar–France : Jean-Marc Grosgurin prend ses fonctions dans un contexte diplomatique en mutation - Lohanangidina mandrevy...
bekily - Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - Troll parano pourri heureux dans sa puanteur...
bekily - Madagascar–France : Jean-Marc Grosgurin prend ses fonctions dans un contexte diplomatique en mutation - Heuuu
Je ne suis pas imbibée de betsa betsa...comme le troll tenancier de (…)
bekily - Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - ALLEZ à demain. Quelque chose me dit que vohitra shalom reprendra sa (…)
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





Izay indray le misehoseho sy mizahozaho sy ny mioeraoera endrik’ity fitondrana ity
Rahefa mahantra dia mitady ..
Ny volamena no ahitany vola ka ahoana ?
Izaho aloha dia mirary fa enga anie fa tsy ohatr’izao no ahazo an’i Raoul Arizaka fa ataon’ireto Mafia ao amin’ny fitondrana malaza ratsy angamba.
Kanefa tena mivadika ny tsara sy ny ratsy...izay ny fahaizan’ny Mafia sy ny Dictateur..mahay manova no lohanao @ tsara sy ny ratsy.
Fantatra fa ity volamena ity sy ny miniers en générale dia natao fitadiavan’ny olona voafetra na Mafia...
Ka aleo hoa any ny théatre sy ny OeraOera fa an’ny vahoaka tsy mieritreritra izany
Aleo hoe libéralisé-o io filière mine sy volamena io ohatran’ny any @ tany rehetra (Russie,Chiine, RSA etc etc...) dia hitanao fa ho foana io kolikoly o