Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- A-t-on vraiment besoin d’une nouvelle constitution ? - A t’on besoin d’une nouvelle constitution qui sera appliquée et respectée (…)
Turping - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Vohitra,
Il y a certainement des contacts et des échanges des idées entre (…)
walesa - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Quand on pense que l ambassade de France avait refusé un visa au "laitier (…)
canal baobab 13 - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Bonjour Walesa et RN 13,
Dans le contexte actuel, tout l’ensemble du (…)
Vohitra - Michaël Randrianirina : « Il faut changer beaucoup de choses à Madagascar » - Ny teny arivo, kabary zato
Iza no tena be lazao ?
Herintaona lasa izay (…)
rakotobe
{#URL_PAGE{archives}}





Efa imbetska ihany no nampirantiako tetoana fa
ho sarotra be mihitsy ny ahatanteraka
ny paik’ady hampiray tanteraka ireo firenena miisa 27 ao anatin’ny European Union !
Marobe dia marobe ny anton’izany fahasarotana izany.
Tsy ny Tantara efa lasa mikasika ny hoe
"ity kaontinanta ity no sehatra maro ady indrindra nifanaovan’ny firenena ao ankibony eto amin’ny planeta"
ihany akory no anton’izany fahasarotam-be izany,
fa misy antony hafa maro hafa koa !
Fa ito manaraka ito no henon’ny sofina sy hitan’ny maso avy hatrany :
tsy manana tenim-pirenena iraisana ireo firenena miisa 27 ireo !
Raha tafahaona ny Allemà iray sy Italiana iray sy Grika iray sy Poloney iray :
dia teny inona no iresahan’izy 4 ireo !
Kanefa raha mihaona kosa ny Zamerikana iray sy Aoasitraliana iray sy Niozelandey iray sy Anglisy iray :
dia mazava ho azy na teny Anglisy no iresahan’izy 4 ireo !
https://www.francetvinfo.fr/monde/europe/pourquoi-la-remise-en-cause-du-droit-europeen-par-la-pologne-fait-trembler-l-ue_4799929.html