Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - Je suis un fin de race moA " le punk à chien" poumarat francois spoilé (…)
canal baobab 13 - Madagascar–France : Jean-Marc Grosgurin prend ses fonctions dans un contexte diplomatique en mutation - Lohanangidina mandrevy...
bekily - Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - Troll parano pourri heureux dans sa puanteur...
bekily - Madagascar–France : Jean-Marc Grosgurin prend ses fonctions dans un contexte diplomatique en mutation - Heuuu
Je ne suis pas imbibée de betsa betsa...comme le troll tenancier de (…)
bekily - Il faudra plus que des mots pour combattre la corruption - ALLEZ à demain. Quelque chose me dit que vohitra shalom reprendra sa (…)
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





Natao ny tsy hiteny saingy hitam-poko hitam-pirenena izao ny fandehan-javatra.
Tsikaritrareo ve fa midina any Atsimo matetika ny filoha ary mitondra izao kilalaon-kevitra molamola izao foana.
Tsy ny kere na ny fahorian’ny any Atsimo no ambetin-dian’ity milaza azy ho filoha ity fa araka ny nolazaina teto volana maro izay : ho tonga any Atsimo matetika ny filoha na ramatoa vadiny hiseho hoe mamaha ny olana. Tsy izany velively fa araka ny nolazaina teto volana maro lasa izay : toerana misy diamondra iny faritr’Androy sy Anosy iny.
Ny sampana fikarohana eny amin’ny Anjerimanontolo (IOGA na Institut Observatoire et Géophysique d’Antananarivo) no efa nilaza izany.
73,5 kg volamena no tratra teo ary ho hitantsika tsy ho ela ny resaka diamondra.