Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - On agit ainsi dans la pulsion....!
Isandra - Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Mais, où va ce pays, si agit aussi dans la pulsion de vengeance,...?
Quels (…)
Isandra - Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Eternel recommencement : C’est FANAVAOZANA avec les anciennes mauvaises (…)
Isandra - Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Tsara be mon colonel...
Lui c fait le dj mais Faut continuer à remonter (…)
canal baobab 13 - Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Tsy very na nanjavona ny volan’ orin’asan-dry RADOMELINA.
Fanatanterahana (…)
rakotobe
{#URL_PAGE{archives}}





Mitafozafoza ireo mpangala-bato ary tsy hitan,y intsony izay hisitrihan’ny lohany @ reto zava-mitranga vokatry ny tsy fahaizany ninin.
Maneno sahona daholo izay jereny rehetra.
Na efa eny am-pandevenana horakorahin’ny olona aza diaa mbola heveriny fa voninahitra ho azy ihany izany.
Ireo devoly mpandrobo an’ty tsy mahay ninin ty moa dia manao angoatenda sy miaro mafy aryu miahiahy ny @ zay fanapahan-kevitra ho raisin’lay cocovid.
Ny sasany indray dia manao tari-dositra any ivelany ary mirehrha fa nahavita vaksiny sy toa mandatsa ireo eto an-toerana.
lasa tokoà ilay devoly be mpanoro hevitra an’le tsy mahay ninin ka dia sahiran-doha izy.
FAILED STATE.Tonga t@ botry (lekoma) le variant hoy le tsy mahay nininh ; oadray lele.