Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 10 septembre 2026
Antananarivo | 00h13
 

Répondre à un commentaire

9 avril 2021 à 11:29 | ASSISE (#10453)

Indrisy manko, tsy nampoizinay ny Variant fa COVID-19 no fantatray, diso fanantenana tanteraka izahay tompon’andraikitra tamin’iny ary tena tsy NIOMANA.

Hifarombahana ny CVO(+), tena mahafinaritra, ary hifarombahana koa ny trano fandraisana marary isan-karazany sy ny fitaovana ary ny mpitsabo, may aho volo-tratrako.

Eto am-pitavozavozana tanteraka isika izao, manarina izay mbola azo vonjena.

Averina ihany, ry Dokotera sy PARAMED "TSARA SITRAPO" isany zay sisa tsy maty sy tsy marary, hiantsonay EMMOREG ve ianareo ?

Ianareo "NECK HARD" rehetra ireo an !

Tena Inandra sady sagnagna marina no ambadik’izao rehetra izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}