Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Coopération russo-malgache : la Russie livre des armes et des blindés - Un amalgame de bas étage ! En tous cas TRUMP le nationaliste Chrétien va- t (…)
RATOVO - Coopération russo-malgache : la Russie livre des armes et des blindés - Les Russes se débarrassent de leurs vieilleries ...chez les ploucs . (…)
bekily - Coopération russo-malgache : la Russie livre des armes et des blindés - Problèmes majeurs de ces chars en Ukraine, relevés par les spécialistes
• (…)
kartell - Coopération russo-malgache : la Russie livre des armes et des blindés - Il se pourrait que Monseigneur Colonel sera tenté de déclarer l’île de la (…)
Vohitra - Coopération russo-malgache : la Russie livre des armes et des blindés - seules les cliques ratsirakistes voient dans l aide russe du vice et pour (…)
canal baobab 13
{#URL_PAGE{archives}}





Tsaroanareo ve vao tsy ela teny Ampefiloha teny no nitranga ny tantara ?
Toy izao ny teny nivoaka ny vavan’ireto mpitandro…ny tsy filamianana :
– Aiza ny tànan’ialahy
– Ao, miakara ialahy
– Etsy ialahy mipetraka
Niseho izany nandritry ny fisamborana ireo olona naneho hevitra ampilaminana, ka asiana rojo ny tanany no ampiakarina ao anaty fiara…
Ilay olona ataony « ialahy » amin’io olona manana ny diplaoma CAPEN avy amin’ny Ecole Normale Supérieure, ary izy manao « ialahy » amin’io, tsipika anankiroa sy tsipika anankitelo…
Na dia fahalalampomba kely akory amin’ny maha olombelona aza anie dia tokony hohajaina sy atao laharampahamehana foana e, indrindra fa ianao manao raharahampanjakana e !
Fitaizana taiza no hoe ataonao « ialahy » ny olona ?
Mety hisy hilaza indray izao hoe « teto ary efa nisy filoha nanao toy izany », dia izy izany no tsy menatra sy tsy mahalala fomba, dia tsy midika akory izany fa ny nataony no fanao…