Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Le colonel Michaël Randrianirina au Sommet Africa Forward au Kenya - Maintenant
Le terme race en SOI est désuet scientifiquement. et incorrect (…)
bekily - Le colonel Michaël Randrianirina au Sommet Africa Forward au Kenya - PS
ETAT CFEDERAL DU NIGERIA
529 langues parlées
Inscrites dans la (…)
bekily - Le colonel Michaël Randrianirina au Sommet Africa Forward au Kenya - Bonjour Stomato
Le terme " race" en soit est devenu un élément de langage (…)
bekily - Air Madagascar : phénix ou zombie ? - PFFF
Les côtiers fédéralistes rêvent de retour aux royaumes d’avant 1896, (…)
bekily - Air Madagascar : phénix ou zombie ? - HAFATRY NY FIVONDRONAM-BEN’NY EVEKA
FIHAVAOZANA SY FANAVAOZANA MANKAIZA ? (…)
rakotobe
{#URL_PAGE{archives}}





(5/7)Nandeha retraite ny Cardinal, ny fomba moa dia mi-proposer anarana telo ny papa ray masina (via nonce) hisolo toerana azy satria izy tsy hoe Cardinal fotsiny fa koa evekan’antananarivo , ary ny Président -ny république no mifidy izay tiany amin’ireo telo eo amin’ny toerana avy eo mi-nommer ny Pape.
Toy izany koa ny momba ny eveka iray rehefa nofantenan’ny pretra ao amin’ny diosezy ny telo (tao ny anatin’ny telo voafidy i omar)dia omena ny Nonce .Tsy nisy ni-brieffer angamba ny filoha Ravalomanana ny momba ny danger hoe Jésuite no atao eveka ?Ireo mahafantatra ny religion anefa dia mahalala tsara atramin’ny ela ny position jésuite momba ireo hafa finoana sa hoe avy any Antsirabe ny fiaviany dia izay ?sa koa hoe efa nisy jésuite Cardinal ka tsy maninona (ny Cardinal Razafimahatratra io) dia nofidian’ny filoha Ravalomanana i omar.
Nanomboka teo dia tafiditra tao ami’ny ffkm i omar ary neutraliser-ny izy io.Tamin’ny 2009 rehefa niakatra be ny maripana dia tsy nihetsika anie ny ffkm e ! fa nitsangana hanelanelana ny Cardinal, efa retraite izy tamin’io dia niditra tsy fidiny ny ffkm, dia ireny ny vokatry ny fanelanelanana nataony .
Ny Cardinal de Madagascar RAZAFINDRATANDRA Armand dia zanak’Ambohimalaza ,Andriana izy . Tsy tantin’ny sasany anefa izany indrindra i omar io . Vao maika nitombo ny fankahalany azy raha nanatrika ny fihaonanan’ny andriana teto Imerina izy ary nanatrika tao koa ny filoha Ravalomanana tamin’izany.