Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Le gouvernement malgache confié à Mamitiana Rajaonarison - Ils jubilent les partisans du Calife maintenant !
Et oui ! L’ancien (…)
Vohitra - Antananarivo étouffe sous les ordures - Vivement un gouvernement pour nommer un pds qui pourrait régler tout ca
vazaha - Le gouvernement malgache confié à Mamitiana Rajaonarison - Et des casserolescen plus ??????
bekily - Le gouvernement malgache confié à Mamitiana Rajaonarison - Il aurait alors été suffisant de le nommer :
– SECRETAIRE GENERAL DE LA (…)
bekily - Le gouvernement malgache confié à Mamitiana Rajaonarison - C’est difficile à comprendre pour les thuriféraires !
Bien vu râleur...
Vohitra
{#URL_PAGE{archives}}





(3/7)Dia natsangana ny andrimasompokonolona ka tao na mpino fjkm na katolika ary tamin’izany moa tsy mbola nisy ny portable ka dia ny lakolosy mpiangonana no natao fanairana hany ka vao misy « mouvement de troupe » ,blindé mivaoka dia maneno ny lakolosy.
Omeko ohatra ianao Izahay dia mipetraka eny Ambavahadimitafo(ilay tsy maintsy lalovana rehefa hiditra ho any andRova fa tsy ilay nataon’ny frantsay eo Andohalo io).Raha vao miala any Soanierana ohatra ny blindé iray tonga dia maneno ny lakolosimpiangonana lalovany,izany hoe mandalo amin’ny route ciculaire iny Rehefa mandalo an ‘i Manakambahiny, Miandrarivo iny dia maneno ny lakolosy ny fjkm eo amorondalana io ,maneno ny anay ao Ambavahadimitafo,maneno koa ny eo Ambohitantely ,ny eo Andohalo ny eo avaratr’Andohalo,tonga dia mahafantatra ny vahoaka mpiambina ny filoha Ravalomanana ,tsy afaka mahazo ny filoha Ravalomanana mihitsy raha tsy hoe mandripaka olona amanjatony na anarivony.
Izany ny contribution-nay KATOLIKA TSOTRA tamin’ny fampiakarana ny filoha ra8 ankoatry ny fanaovanay propagandy ho azy.