Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Comme mon train est encore en retard je discute avec mes voisins de galère (…)
canal baobab 13 - Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Les banquiers n’ont fort heureusement pas obligation d’ouvrir leurs comptes (…)
tonga soa - Refondation : le FFKM dévoile les 12 thématiques fondamentaux de la concertation nationale - Salama
De se demander qu’ attend le FFKM qui au demeurant a tout cerné (…)
Jipo - Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Salama djiaby .
Il y a cette phrase qui en dit long sur le blocage de ces (…)
Jipo - Comptes d’INJET saisis : le ministère de la Justice dément toute disparition de l’argent - Y a aura plus jamais le camp parisien au pouvoir isandra c est fini enfin l (…)
canal baobab 13
{#URL_PAGE{archives}}





Ho an’i Arsonist avy amin’ny mpino katolika
(1 /7)Ho an’i Arsonist , tiako hampahafantarina anao ny tantaran’ny filoha Ravalomanana sy izahay katolika alohan’izany anefa dia misy tantara kely tiako atao mikasika ny fiangonana roa misy eto Ambavahadimitafo (ny fjkm sy ny katolika Notre Dame du Sacré Cœur ).
Fiangonana roa tena samy nanana olomanga sy ny tantarany ireo raha tsy hiteny fotsiny aho hoe ny katolika dia fiangonana faha-4 nitsangana teto Madagasikara taorian’ Andohalo ,Ambohimitsimbina ary Imahamasina. Cardinal roa (2) no nivaoka tao dia ny Cardinal Jérome Rakotomalala sy ny Cardinal Armand Gaetan RAZAFINDRATANDRA. Ny Pasteur Daniel Ralibera kosa ny tao amn’ny fjkm Ambavahadimitafo. Ireo fiangonana roa ireo dia 70m eo ho eo angamba ny « distance-ny » ary raha nisy ny fifandraisana dia tsy nanampaharoa angamba ireo satria fahagolan-tany tamin’ny mbola tsy vita ny fiangonana fjkm dia tao amin’ny fiangonana katolika no nanao ny azy ny fjkm.
Ny tiako ahatongavana dia i mompera Armand RAZAFINDRATANDRA sy i Pasitera Daniel Ralibera no nitondra ireo fiangonana ireo ary ny namorona ny ffkm dia tsy iza fa izy roa lahy ireo, tany Paris.