Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 septembre 2025
Antananarivo | 20h21
 

Répondre à un commentaire

13 janvier 2021 à 00:44 | Rainingory (#11012)

EXODE : efa tafakatra ao Fianarantsoa, Ambositra ny maro amin’ireo mpifindra monina avy any Atsimo nohon’ny mosary.

Fa aiza lay Fanjakana mahatonga izao ?
Voalohany teo amin’ny tantaran’i Madagasikara izao zavatra izao, taiza no mbola nisy fifindramonina toy izao nohon’ny kere ?

Andao atao toy ny ahidratsy avadika dia alevina anaty tany ho tototra tsy himpongatra mandrakizay intsony ireo tsy valahara ireo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}