Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 8 janvier 2026
Antananarivo | 17h50
 

Répondre à un commentaire

7 septembre 2019 à 10:53 | Vohitra (#7654)

Ilay vahiny manankaja dia mandeha aminkitsimpo sy amimpahatsorana, indrisy fa tsy mahatsinjo fa voafitaka sy voasaron ireto mpiray finoana fetsy sy kinga ary faingantanana, sy havanana amin ny filalaovana ny finoana sy ny fiangonana ho any amin ny tombontsoa manokana sy ny fiadanana sy filiban ny nofo.